Psalms 109:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hamandrika izay rehetra ananany ny mpampindram-bola ary aoka hifaoka ny vokatry ny asany ny olon-kafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho lasan’ny tompon-trosa ny ananany rehetra, ary aoka hofaohin’ny olon-kafa ny vokatry ny asany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halain’ny tompon-trosa anie ny fananany rehetra ary ho olon-kafa no hifaoka ny vokatry ny asany!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny mpampanàna vola hamandrika izay rehetra ananany; Ary aoka ny olon-kafa hifaoka ny vokatry ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hamandrika izay rehetra ananany ny mpampindram-bola ary aoka hifaoka ny vokatry ny asany ny olon-kafa.
malagasy
Aoka ny mpampanàna vola hamandrika izay rehetra ananany; Ary aoka ny olon-kafa hifaoka ny vokatry ny asany.