Psalms 109:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, na hiantra ny zanany kamboty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hisy olona maharitra amin’ny fitiavana azy, aoka tsy hisy hiantra ny kambotiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hisy hamindrafo aminy na koa hiantra ny zanany kamboty!
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, Na hiantra ny zanany kamboty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, na hiantra ny zanany kamboty.
malagasy
Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, Na hiantra ny zanany kamboty.