Psalms 109:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fongotra ny taranany ary aoka hovonoina amin’ny taranaka mandimby ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hatolotra ho amin’ny fandringanana ny taranany, ary aoka ho mati-maso amin’ny taranaka faharoa ny anarany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lany tamingana anie izy ary amin’ny taranaka faharoa no aoka hanjavonan’ny lazany!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho fongora ny taranany; Ary aoka hovonoina amin'ny taranaka mandimby ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fongotra ny taranany ary aoka hovonoina amin’ny taranaka mandimby ny anarany.
malagasy
Aoka ho fongora ny taranany; Ary aoka hovonoina amin'ny taranaka mandimby ny anarany.