Psalms 109:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hotsarovan’NY TOMPO ny heloky ny rainy ary aoka tsy hovonoina ny heloky ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hotsarovana eo anatrehan’i Iaveh ny helo-drainy; ary tsy hovonoina ny fahotan-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampahatsiahivina ny TOMPO anie ny heloky ny rainy ary tsy mba ho voakosoka ny fahotan-dreniny,
Malagasy Bible 1865
Aoka hotsarovan'i Jehovah ny helo-drainy; Ary aoka tsy hovonoina ny helo-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hotsarovan’NY TOMPO ny heloky ny rainy ary aoka tsy hovonoina ny heloky ny reniny.
malagasy
Aoka hotsarovan'i Jehovah ny helo-drainy; Ary aoka tsy hovonoina ny helo-dreniny.