Psalms 109:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho eo anatrehan’NY TOMPO mandrakariva izany ary hofoanany tsy ho eo ambonin’ny tany anie ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho eo anatrehan’i Iaveh mandrakariva izany, ary hofoanany eto an-tany ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa samy hotsarovan’ny TOMPO mandrakariva izany! Hofoanany eto amin’ity tany ity anie ny fahatsiarovana an’ireo olona ireo!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho eo anatrehan'i Jehovah mandrakariva izany, Ary hofoanany tsy ho eo ambonin'ny tany anie ny fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho eo anatrehan’NY TOMPO mandrakariva izany ary hofoanany tsy ho eo ambonin’ny tany anie ny fahatsiarovana azy.
malagasy
Aoka ho eo anatrehan'i Jehovah mandrakariva izany, Ary hofoanany tsy ho eo ambonin'ny tany anie ny fahatsiarovana azy.