Psalms 109:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy mba nahatsiaro hamindra fo izy fa nanenjika ny ory sy ny mahantra ary ny reraka am-po mba hahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy mba nahatsiaro ny hamindra fo izy, fa nanenjika ny ory sy ny mahantra, sy ny olona toro fo, mba hamono azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy io tsy mba nahalala namindrafo, fa nanenjika sy nanao izay hahafaty ny ory ary koa ny malahelo mbamin’ny rera-po.
Malagasy Bible 1865
Satria tsy mba nahatsiaro hamindra fo izy, Fa nanenjika ny ory sy ny malahelo Ary ny reraka am-po mba hahafaty azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy mba nahatsiaro hamindra fo izy fa nanenjika ny ory sy ny mahantra ary ny reraka am-po mba hahafaty azy.
malagasy
Satria tsy mba nahatsiaro hamindra fo izy, Fa nanenjika ny ory sy ny malahelo Ary ny reraka am-po mba hahafaty azy;