Psalms 109:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tia ozona izy ka nanody azy izany; tsy tia fitahiana izy ka nanalavitra azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tia ozona izy, ka ianjerany, naneso tso-drano izy, ka halaviriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tia manozona izy, ka aoka hiantontany; tsy tia mitsodrano izy, ka aoka hidifiany!
Malagasy Bible 1865
Tia ozona izy, ka nanody azy izany; Tsy tia indrafo izy, ka nanalavitra azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tia ozona izy ka nanody azy izany; tsy tia fitahiana izy ka nanalavitra azy izany.
malagasy
Tia ozona izy, ka nanody azy izany; Tsy tia indrafo izy, ka nanalavitra azy izany.