Psalms 109:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitafy ozona tahaka ny lambany izy ka niditra tao an-kibony tahaka ny rano izany ary tao amin’ny taolany tahaka ny diloilo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ozona no notafiny toy ny lamba; miditra ao anatiny toy ny rano, ary maninteraka ny taolany, toy ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ozona no tahaka ny lamba itafiany; ka dia hanenika ny tenany tahaka ny rano anie izany ary ho ao anatin’ny taolany tahaka ny tsoka!
Malagasy Bible 1865
Nitafy ozona tahaka ny lambany izy, Ka niditra tao an-kibony tahaka ny rano izany, Ary tao amin'ny taolany tahaka ny diloilo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitafy ozona tahaka ny lambany izy ka niditra tao an-kibony tahaka ny rano izany ary tao amin’ny taolany tahaka ny diloilo;
malagasy
Nitafy ozona tahaka ny lambany izy, Ka niditra tao an-kibony tahaka ny rano izany, Ary tao amin'ny taolany tahaka ny diloilo;