Psalms 109:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ho tahaka ny lamba itafiany izany ary ho fehikibo hanaovany mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia io no aoka ho toy ny lamba ifonosany; sy sikina manodidina azy lalandava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho toa akanjo mandrakotra azy anie ny ozona, ho toa etra mamatotra azy lalandava!»
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ho tahaka ny lamba itafiany izany, Ary ho fisikinana isikinany mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ho tahaka ny lamba itafiany izany ary ho fehikibo hanaovany mandrakariva.
malagasy
Dia aoka ho tahaka ny lamba itafiany izany, Ary ho fisikinana isikinany mandrakariva.