Psalms 109:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no famaliana avy amin’NY TOMPO ho an’ny mpiampanga ahy, dia izay manendrikendrika ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no aoka ho tamby avy amin’i Israely ho an’ireo fahavaloko, sy ho an’ireo miteny ratsy mamely ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, izany no ataon’ny mpiampanga ahy teo aminao; izany no afitsok’ireo olona mpanendrikendrika ahy.
Malagasy Bible 1865
Izany no famaliana avy amin'i Jehovah ho an'ny mpanohitra ahy, Dia izay manendrikendrika ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no famaliana avy amin’NY TOMPO ho an’ny mpiampanga ahy, dia izay manendrikendrika ahy.
malagasy
Izany no famaliana avy amin'i Jehovah ho an'ny mpanohitra ahy, Dia izay manendrikendrika ahy.