Psalms 109:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, RY TOMPO Andriamanitra ô, dia miasa ho ahy noho ny anaranao; afaho aho fa tsara ny famindramponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Ianao, ry Iaveh Tompo, arovy aho noho ny Anaranao; vonjeo aho noho ny hatsaram-ponao lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, ry TOMPO Andriamanitro ô, hasoavy aho. Sarobidy ny fitiavanao, koa afaho re aho
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Jehovah Tompo ô, miasà ho ahy noho ny anaranao; Vonjeo aho, fa tsara ny famindram-ponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, RY TOMPO Andriamanitra ô, dia miasa ho ahy noho ny anaranao; afaho aho fa tsara ny famindramponao.
malagasy
Fa Hianao, Jehovah Tompo ô, miasà ho ahy noho ny anaranao; Vonjeo aho, fa tsara ny famindram-ponao.