Psalms 109:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ory sy mahantra aho ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ory sy mahantra aho, ary voatsindrona ny foko ato anatiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria mahantra sy malahelo sady misy ratram-po ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Fa mahantra sy malahelo aho, Ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ory sy mahantra aho ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.
malagasy
Fa mahantra sy malahelo aho, Ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.