Psalms 109:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; roahina tahaka ny valala aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa toy ny aloka efa mandrorona aho, indaosina tahaka ny valala aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa toa aloka miserana aho; voaroaka toa valala kopahina.
Malagasy Bible 1865
Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; Roahina tahaka ny valala aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; roahina tahaka ny valala aho.
malagasy
Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; Roahina tahaka ny valala aho.