Psalms 109:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina ary efa lasa mahia kaozatra ny tenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangozohozo ny lohaliko azon’ny fifadian-kanina, ary mihintsana ny nofoko azon’ny hia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fatra- pifady hanina aho ka mangozohozo ny lohaliko sady mahia kaozatra ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Efa malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina; Ary efa mihena ny hatavin'ny nofoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina ary efa lasa mahia kaozatra ny tenako.
malagasy
Efa malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina; Ary efa mihena ny hatavin'ny nofoko.