Psalms 109:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho dia tonga fandatsan’ireny; mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataon-dry zareo fandatsa aho, mihifikifi-doha izy mijery ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga fandàtsan’ireo olon-dratsy aho, ka vao mijery ahy izy dia mihifikifi-doha.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho dia tonga fandatsan'ireny; Mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho dia tonga fandatsan’ireny; mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.
malagasy
Ary izaho dia tonga fandatsan'ireny; Mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.