Psalms 109:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampio aho RY TOMPO Andriamanitro; vonjeo araka ny famindramponao aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampio aho, ry Iaveh Andriamanitro ô, vonjeo aho noho ny hatsaram-ponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, mba ampio aho; vonjeo aho araka ny fitiavanao.
Malagasy Bible 1865
Ampio aho Jehovah Andriamanitro ô; Vonjeo araka ny famindram-ponao aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampio aho RY TOMPO Andriamanitro; vonjeo araka ny famindramponao aho;
malagasy
Ampio aho Jehovah Andriamanitro ô; Vonjeo araka ny famindram-ponao aho;