Psalms 109:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aoka ho fantany fa tananao izany; ary Ianao, TOMPO ô, no nanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fantany fa ny tananao, dia Ianao Iaveh, no nanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho fantatry ny olon-dratsy fa asanao izao; sady Ianao, TOMPO ô, no nanao izany ho ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho fantany fa tananao izany; Hianao, Jehovah ô, no nanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aoka ho fantany fa tananao izany; ary Ianao, TOMPO ô, no nanao izany.
malagasy
Ary aoka ho fantany fa tananao izany; Hianao, Jehovah ô, no nanao izany.