Psalms 109:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitafy henatra ny mpiampanga ahy ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitafy henatra ny fahavaloko, ary hanarona azy toy ny lamba ny fahamenarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ireo mpiampanga lainga ahy anie dia ny fahafaham-baràka no ho toa akanjo itafiany ary ny henatra no ho toa lamba mandrakotra azy!
Malagasy Bible 1865
Mitafy henatra ny fahavaloko Ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitafy henatra ny mpiampanga ahy ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.
malagasy
Mitafy henatra ny fahavaloko Ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.