Psalms 109:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny feno fankahalana no nanodidinany ahy ary niady tamiko tsy amin’antony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hodidininy teny fankahalana aho, ary iadiany tsy ahoan-tsy ahoana izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teny fankahalana no manemitra ahy ary iadiany tsy amin’antony aho.
Malagasy Bible 1865
Teny fankahalana no nanodidinany ahy; Ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny feno fankahalana no nanodidinany ahy ary niady tamiko tsy amin’antony izy.
malagasy
Teny fankahalana no nanodidinany ahy; Ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy.