Psalms 109:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera NY TOMPO amin’ny feo mafy aho; eny, eo amin’ny olona maro no hiderako Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera an’i Iaveh amin’ny feo avo ny molotro; hankalaza azy eo afovoan’ny vahoaka be aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fatra-pisaotra ny TOMPO izany vavako; eny, eo afovoan’olona maro no hiderako Azy
Malagasy Bible 1865
Hidera an'i Jehovah indrindra amin'ny vavako aho; Eny, eo amin'ny olona maro no hiderako Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera NY TOMPO amin’ny feo mafy aho; eny, eo amin’ny olona maro no hiderako Azy.
malagasy
Hidera an'i Jehovah indrindra amin'ny vavako aho; Eny, eo amin'ny olona maro no hiderako Azy.Fa mitsangana eo an-kavanan'ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin'izay manameloka ny fanahiny.