Psalms 109:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitsangana eo ankavanan’ny mahantra Izy mba hamonjy azy amin’izay manameloka ny fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitsangana eo ankavanan’ny mahantra Izy hamonjy azy amin’izay manameloka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho Izy mijoro hiaro ny zon’ireo fadiranovana mba hamonjy azy amin’izay manameloka ho faty.
Malagasy Bible 1865
Fa mitsangana eo an-kavanan'ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin'izay manameloka ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitsangana eo ankavanan’ny mahantra Izy mba hamonjy azy amin’izay manameloka ny fanahiny.
malagasy
Fa mitsangana eo an-kavanan'ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin'izay manameloka ny fanahiny.