Psalms 109:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitiavako dia valiny fandrafiana, fa izaho kosa dia mivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy miady amiko ho valin’ny fitiavako, izaho kosa tsy manao afa-tsy ny mivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavako valiany fandrafiana, fa izaho kosa mivavaka ho azy;
Malagasy Bible 1865
Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitiavako dia valiny fandrafiana, fa izaho kosa dia mivavaka.
malagasy
Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.