Psalms 109:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novaliany ratsy ny soa nataoko ary novaliany fankahalana ny fitiavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valiany ratsy ny soa nataoko, valiany fankahalana ny fitiavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ratsy no asetriny ny soa ataoko, fankahalana no avaliny ny fitiavako.
Malagasy Bible 1865
Ny soa nataoko novaliany ratsy, Ary ny fitiavako novaliany fankahalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novaliany ratsy ny soa nataoko ary novaliany fankahalana ny fitiavako.
malagasy
Ny soa nataoko novaliany ratsy, Ary ny fitiavako novaliany fankahalana.