Psalms 109:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anendreo olona ratsy fanahy hifehy azy izy ary aoka hisy mpiampanga hitsangana eo ankavanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apetraho eo ambany fanapahan’ny ratsy fanahy izy; ary aoka ho eo ankavanany ny mpiampanga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy ny amiko: «Anendreo olon-dratsy hamely azy; aoka hisy mpiampanga hitsangana eo ankavanany!
Malagasy Bible 1865
Anendreo olona ratsy fanahy hanapaka azy; Ary aoka hisy mpanohitra hitsangana eo an-kavanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anendreo olona ratsy fanahy hifehy azy izy ary aoka hisy mpiampanga hitsangana eo ankavanany.
malagasy
Anendreo olona ratsy fanahy hanapaka azy; Ary aoka hisy mpanohitra hitsangana eo an-kavanany.[Na: aoka Satana]