Psalms 109:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hotsaraina izy dia aoka ho meloka ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsaraina izy, aoka ho voaheloka no ivoahany, ary aoka hatao ho fahotana ny fivavahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hotsaraina izy, dia aoka ho hita fa meloka; ary na ny fivavahany aza, aoka ho tonga fahotana!
Malagasy Bible 1865
Raha hotsaraina izy, dia aoka ho meloka, Ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hotsaraina izy dia aoka ho meloka ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana.
malagasy
Raha hotsaraina izy, dia aoka ho meloka, Ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana.