Psalms 109:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho vitsy ny androny ary aoka ho lasan’olon-kafa ny anjara raharahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hohafohezina ny androny, ary aoka ho lasan’ny hafa ny anjara raharahany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohafohezina anie ny andro iainany ary ho lasan’olon-kafa ny andraikiny!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho vitsy ny androny; Ary aoka ho lasan'olon-kafa ny anjara raharahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho vitsy ny androny ary aoka ho lasan’olon-kafa ny anjara raharahany.
malagasy
Aoka ho vitsy ny androny; Ary aoka ho lasan'olon-kafa ny anjara raharahany.