Psalms 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha rava ny fototra dia inona indray no azon’ny marina atao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha rava ny fanorenana, inona indray no azon’ny marina atao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa potika ny fanorenan’ny fiaraha-monina, inona indray moa no azon’ny olo-marina atao?
Malagasy Bible 1865
Fa rava ny fanorenana, ka inona indray no azon'ny marina atao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha rava ny fototra dia inona indray no azon’ny marina atao?
malagasy
Fa rava ny fanorenana, ka inona indray no azon'ny marina atao?[Na: voazera ny andry]