Psalms 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO mizaha toetra ny marina fa ny ratsy fanahy sy izay tia herisetra dia samy halan’ny fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mizaha ny marina hatrao anatiny i Iaveh; fa mankahala ny ratsy fanahy sy ny mifaly manao an-keriny Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voatomban’ny TOMPO tokoa ny olo-marina sy ny olon-dratsy ka hàlany ireto mpankamamy herisetra.
Malagasy Bible 1865
Jehovah mizaha toetra ny marina; fa ny ratsy fanahy sy ny mifaly hampidi-doza dia samy halan'ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO mizaha toetra ny marina fa ny ratsy fanahy sy izay tia herisetra dia samy halan’ny fanahiny.
malagasy
Jehovah mizaha toetra ny marina; fa ny ratsy fanahy sy ny mifaly hampidi-doza dia samy halan'ny fanahiny.