Psalms 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa marina NY TOMPO ka fahamarinana no tiany; ny olo-mahitsy no hahita ny tavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa marina i Iaveh ka ny fahamarinana no tiany; ny mahitsy fo no hibanjina ny Tavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, marina ny TOMPO ka tia fahamarinana; ary ny mahitsy fo no hifanatri-tava aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa marina NY TOMPO ka fahamarinana no tiany; ny olo-mahitsy no hahita ny tavany.
malagasy
Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.[Na: Ny mahitsy no hitan'ny tavany]