Psalms 110:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Havoakan’NY TOMPO avy ao Ziona ny tehin’ny herinao; aoka hanapaka eo anivon’ny fahavalonao Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanitatra ny tehina fanapahanao, avy ao Siôna i Iaveh: manjakà amim-pahefan’ny Tompo eo amin’ny fahavalonao ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo Tsiôna anie ny TOMPO Andriamanitra no hanitatra ny fahefàm-pitondranao! Enga anie hiharan’ny fanapahanao eo anivon’ireo fahavalonao manodidina Anao!
Malagasy Bible 1865
Ny tehin'ny herinao Havoak'i Jehovah avy ao Ziona; Manapaha eo amin'ny fahavalonao Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Havoakan’NY TOMPO avy ao Ziona* ny tehin’ny herinao; aoka hanapaka eo anivon’ny fahavalonao Ianao.
malagasy
Ny tehin'ny herinao Havoak'i Jehovah avy ao Ziona; Manapaha eo amin'ny fahavalonao Hianao.