Psalms 110:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olonao dia manolo-tena an-tsitrapo amin’ny andro isehoan’ny herinao; amin’ny fihaingoana masina, tahaka ny ando ateraky ny maraina, no manatona Anao ny zatovonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midodododo aminao ny vahoakanao amin’ny andro hamorianao ny tafikao, mitondra ny fanamiana masina: avy ao ampofoan’ny mazava atsinanana, dia mankao aminao ny ranonandon’ny mpiadinao tanora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaramila voafantina no miaraka aminao amin’ny andro amorianao ny tafikao. Eny amin’ny tendrombohitra masina no hanatona Anao ireo zatovolahinao toy ny ando napoitran’ny mazavatsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ny olonao dia mazoto manolo-tena amin'ny andro anafihanao; Amin'ny fihaingoana masina, tahaka ny ando ateraky ny maraina ho Anao ny zatovonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olonao dia manolo-tena an-tsitrapo amin’ny andro isehoan’ny herinao; amin’ny fihaingoana masina, tahaka ny ando ateraky ny maraina, no manatona Anao ny zatovonao.
malagasy
Ny olonao dia mazoto manolo-tena amin'ny andro anafihanao; Amin'ny fihaingoana masina, tahaka ny ando ateraky ny maraina ho Anao ny zatovonao.[Na: andron'ny herinao]