Psalms 110:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nianiana NY TOMPO ka tsy hanenina: Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianianan’ny Tompo ka tsy hanenenany izao: Mpisorona mandrakizay Ianao, araka ny fomban’i Melkisedeka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny TOMPO Andriamanitra taminao sady tsy mba hiverenany intsony izao tenim-pianianana izao: «Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkitsedèka.»
Malagasy Bible 1865
Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nianiana NY TOMPO ka tsy hanenina: Ianao no Mpisorona mandrakizay araka ny fomban’i Melkizedeka.
malagasy
Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka.