Psalms 110:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Tompo eo ankavananao dia handripaka mpanjaka maro amin’ny andron’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo ankavananao ny Tompo, handripaka ny mpanjaka Izy amin’ny andron’ny fahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, efa eo ankavananao ilay Tompo Mpanjaka; dia mpanjaka maro no haripany amin’ny andro fahatezerany.
Malagasy Bible 1865
Ny Tompo eo an-kavananao Dia handripaka ny mpanjaka maro amin'ny andron'ny fahatezerany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Tompo eo ankavananao dia handripaka mpanjaka maro amin’ny andron’ny fahatezerany.
malagasy
Ny Tompo eo an-kavananao Dia handripaka ny mpanjaka maro amin'ny andron'ny fahatezerany