Psalms 110:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsara any amin’ny Jentilisa Izy ka hampiampatrampatra faty any; handripaka mpitondra manerana ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao ny fitsaràny any amin’ny firenena Izy, feno faty hatraiza hatraiza; manorotoro ny loha eo amin’ny tany tontolo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampiharany famaizana ireo firenena ka hataony feno faty ny toeram-piadiana; filoha maro no haripany manerana ny tany.
Malagasy Bible 1865
Hitsara any amin'ny jentilisa Izy ka hampiampatrampatra faty any; Handripaka loholona any amin'ny tany malalaka Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsara any amin’ny Jentilisa* Izy ka hampiampatrampatra faty any; handripaka mpitondra manerana ny tany Izy.
malagasy
Hitsara any amin'ny jentilisa Izy ka hampiampatrampatra faty any; Handripaka loholona any amin'ny tany malalaka Izy.[Heb. loha]Hisotro amin'ny ony any an-dalana Izy, Ka izany no hitrakan'ny lohany.