Psalms 110:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisotro amin’ny ony any an-dalana Izy ka izany no hitrakan’ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misotro amin’ny renirano izy eny an-dalana, ka izany no itrakan’ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ny sakeli-drano ao an-dohasaha no hisotroan’ity Mpanjaka eny an-dalana. Izany sy izany no hampitraka Azy ho mpandresy.
Malagasy Bible 1865
Hisotro amin'ny ony any an-dalana Izy, Ka izany no hitrakan'ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisotro amin’ny ony any an-dalana Izy ka izany no hitrakan’ny lohany.
malagasy
Hisotro amin'ny ony any an-dalana Izy, Ka izany no hitrakan'ny lohany.