Psalms 111:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Hidera NY TOMPO amin’ny foko manontolo aho, eo amin’ny fivorian’ny marina sy ny fiangonan-dehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleloia! Sitrako ny midera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra, eo amin’ny fivorian’ny olo-marina sy ao amin’ny fiangonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Hoderaiko amin’ny foko manontolo ny TOMPO eo amin’ireo olo-mahitsy tafavory sy tafangona.
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho, Eo amin'ny fivorian'ny marina sy ny fiangonan-dehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Hidera NY TOMPO amin’ny foko manontolo aho, eo amin’ny fivorian’ny marina sy ny fiangonan-dehibe.
malagasy
[Salamo abidy. Ny fahatsaran'Andriamanitra, sy ny soa ataony amin'ny olony] Haleloia. Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho, Eo amin'ny fivorian'ny marina sy ny fiangonan-dehibe.