Psalms 111:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lehibe ny asan’NY TOMPO ka dinihin’izay rehetra mankasitraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe ny asan’i Iaveh; katsahin’ny olona Izy noho ny hamamiana rehetra avy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ny asa ataon’ny TOMPO ka tsapan’izay rehetra mankafỳ an’ireny.
Malagasy Bible 1865
Lehibe ny asan'i Jehovah, Ka dinihin'izay rehetra mankasitraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lehibe ny asan’NY TOMPO ka dinihin’izay rehetra mankasitraka azy.
malagasy
Lehibe ny asan'i Jehovah, Ka dinihin'izay rehetra mankasitraka azy.