Psalms 111:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Madera sady malaza ny asany; maharitra mandrakizay ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Famirapiratana amam-pahamboniana avokoa ny asany, ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Madera sady malaza ny zava-bitany; maharitra mandrakizay ny fahamarinany.
Malagasy Bible 1865
Madera sady malaza ny asany; Ary ny fahamarinany maharitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Madera sady malaza ny asany; maharitra mandrakizay ny fahamarinany.
malagasy
Madera sady malaza ny asany; Ary ny fahamarinany maharitra mandrakizay.