Psalms 111:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; miantra sy mamindra fo NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namela fahatsiarovana ny fahagagana nataony Izy; mamindra fo sy miantra i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiany hotsaroana ny zava-mahagaga nataony. Miantra sy mamindrafo ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; Miantra sy mamindra fo Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; miantra sy mamindra fo NY TOMPO.
malagasy
Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; Miantra sy mamindra fo Jehovah.