Psalms 111:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny hanina izay matahotra Azy; tsarovany mandrakizay ny fanekeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeny hanina izay matahotra Azy; tsaroany mandrakizay ny fanekeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omeny sakafo ireo matahotra Azy; tsaroany lalandava ny fanekempihavanany.
Malagasy Bible 1865
Nomeny hanina izay matahotra Azy; Tsarovany mandrakizay ny fanekeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny hanina izay matahotra Azy; tsarovany mandrakizay ny fanekeny.
malagasy
Nomeny hanina izay matahotra Azy; Tsarovany mandrakizay ny fanekeny.[Heb. toha]