Psalms 111:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasehony tamin’ny olony ny herin’ny asany tamin’ny nanomezany azy ny lovan’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharihariny tamin’ny vahoakany ny herin’ny asany, tamin’ny nanolorany azy ny lovan’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakany nanehoany ny hery ampiasainy, fony nomeny azy ny tanin’ireo hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Ny herin'ny asany nasehony tamin'ny olony. Tamin'ny nanomezany azy ny lovan'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasehony tamin’ny olony ny herin’ny asany tamin’ny nanomezany azy ny lovan’ny Jentilisa*.
malagasy
Ny herin'ny asany nasehony tamin'ny olony. Tamin'ny nanomezany azy ny lovan'ny jentilisa.