Psalms 111:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny asan’ny tanany dia fahamarinana sy fitsarana; mahatoky avokoa ny didiny rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rariny amam-pahamarinana ny asan’ny tanany, tsy mety miova ny didiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatoky sy ara-drariny ny asa vitany; azo antoka avokoa ny fandaharany:
Malagasy Bible 1865
Ny asan'ny tànany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny asan’ny tanany dia fahamarinana sy fitsarana; mahatoky avokoa ny didiny rehetra;
malagasy
Ny asan'ny tànany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra;