Psalms 111:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitoetra mafy mandrakizay doria ireny fa natao tamin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaorina mafy ho mandrakizay ireny, fa natao tamim-pahamarinana amam-pahitsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mafy orina hatrany ka ho mandrakizay ireny, mahatoky sy mahitsy no nanaovany azy.
Malagasy Bible 1865
Mitoetra mafy mandrakizay doria ireny, Fa natao tamin'ny fahamarinana sy ny fahitsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitoetra mafy mandrakizay doria ireny fa natao tamin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.
malagasy
Mitoetra mafy mandrakizay doria ireny, Fa natao tamin'ny fahamarinana sy ny fahitsiana.