Psalms 111:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa fanavotana ho an’ny olony Izy; nanorina ny fanekeny ho mandrakizay Izy; masina sy mahatahotra ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatitra ny famonjena ho an’ny vahoakany Izy, ary nanorina ny fanekeny ho mandrakizay. Masina sy mahatahotra ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefasany fanafahana ny vahoakany sy nandraiketany fanekempihavanana mandrakizay. Andriamanitra masina sy mahatahotra Izy.
Malagasy Bible 1865
Manatitra fanavotana ho an'ny olony Izy; Efa nanorina ny fanekeny ho mandrakizay Izy; Masina sy mahatahotra ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa fanavotana ho an’ny olony Izy; nanorina ny fanekeny ho mandrakizay Izy; masina sy mahatahotra ny anarany.
malagasy
Manatitra fanavotana ho an'ny olony Izy; Efa nanorina ny fanekeny ho mandrakizay Izy; Masina sy mahatahotra ny anarany.Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.[Heb. ireo]