Psalms 112:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra NY TOMPO sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleloia! Sambatra ny olona matahotra an’i Iaveh, izay mametraka ny hafaliany rehetra, amin’ny fitandremana ny didiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Sambatra ny olona izay manaja ny TOMPO sady finaritra tokoa mankatò ny didiny.
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an'i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Sambatra ny olona izay matahotra NY TOMPO sady mankasitraka ny didiny indrindra.
malagasy
[Salamo abidy. Ny toetry ny olona marina sy ny mahasambatra azy] Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an'i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.