Psalms 112:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita azy ny ratsy fanahy ka ho sosotra; hihidy vazana izy ka ho levona; ho foana ny fanirian’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita izany ny ratsy fanahy ka lotika, mihidy vazana ary hanin’ny fialonana: ho foana ny fanirian’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahita izany kosa ny olon-dratsy ka sosotra; hikitro-nify izy sady ho rera-po. Ho foana ireo fanirian’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy hahita ka ho sosotra; Hihidy vazana izy ka ho levona; Ho foana ny fanirian'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita azy ny ratsy fanahy ka ho sosotra; hihidy vazana izy ka ho levona; ho foana ny fanirian’ny ratsy fanahy.
malagasy
Ny ratsy fanahy hahita ka ho sosotra; Hihidy vazana izy ka ho levona; Ho foana ny fanirian'ny ratsy fanahy.