Psalms 112:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahery ambonin’ny tany ny zanany; hotahina ny taranaky ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahery ambonin’ny tany ny taranany; hambinina ny taranaky ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahery eto amin’ity tany ity ny zanany; ombàn’ny Tompo fitahiana ireo olo-mahitsy:
Malagasy Bible 1865
Hahery ambonin'ny tany ny zanany; Hotahina ny taranaky ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahery ambonin’ny tany ny zanany; hotahina ny taranaky ny marina.
malagasy
Hahery ambonin'ny tany ny zanany; Hotahina ny taranaky ny marina.