Psalms 112:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fananana sy harena no ao an-tranony; haharitra mandrakizay ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fiadanana sy harena no ao an-tranony; ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fananana sy harena no ao an-tranony. Maharitra hatrany koa ny asa fiantràny:
Malagasy Bible 1865
Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fananana sy harena no ao an-tranony; haharitra mandrakizay ny fahamarinany.
malagasy
Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.