Psalms 112:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’ny maizina no iposahan’ny mazava ho an’ny olona mahitsy; mamindra fo sy miantra ary marina ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahazavana no miposaka ao amin’ny haizina ho an’ny olo-mahitsy, ho an’izay mamindra fo sy miantra ary marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia ao anatin’ny haizina aza dia iposahan’ny hazavana ireo olo-mahitsy izay miantra sy mamindrafo ary mitandro ny fahamarinana;
Malagasy Bible 1865
Ao amin'ny maizina no iposahan'ny mazava ho an'ny mahitsy; Mamindra fo sy miantra ary marina ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’ny maizina no iposahan’ny mazava ho an’ny olona mahitsy; mamindra fo sy miantra ary marina ireny.
malagasy
Ao amin'ny maizina no iposahan'ny mazava ho an'ny mahitsy; Mamindra fo sy miantra ary marina ireny.[Na: Izy]