Psalms 112:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra ary mitantana ny raharahany amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona manao famindram-po sy mampisambotra; hahery an’ady izy, eo amin’ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsara ny miantra sy ny mampisambotra ary ny mitantana asa fihariana amim-pahitsiana.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra ary mitantana ny raharahany amin’ny fahamarinana.
malagasy
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.